FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1 ...  10  11  12  13  14 15  16  17 Continuer -> 
Nom:Silofo
E-mail:silofogmail.com
Site web:-
Date:19/04/2010, 11 11 35 (UTC)
Message:Tsara tokoa ny fisian'ny teny sy fahanedrena malagasy voatahiry anaty tranonkala toy izao. mankasitraka anareo ary mirary ny fitohizan'izany hatrany hatrany dia samy ho tratry ny ela indrindra isika ho antsika rehetra

Nom:andrasanaa
E-mail:andrasanajeangmail.com
Site web:-
Date:15/04/2010, 07 07 41 (UTC)
Message:mba te hiditra mpikambana FIMPIMA na hianatra kabary

Nom:Fara
E-mail:rf.plynetcourrier.com
Site web:-
Date:13/04/2010, 20 08 28 (UTC)
Message:Mankasitraka sy mankatelina ary maneho fiasorana noho izao asa vita zao. tsy voavaky sy voajery avokoa ny vontoatiny ka mampazoto miverina. Ilaina tokoa amin'izao fotoantsarotra lalovan'ny malagasy izao ny mandalina ny fahendrena sy mandinika ny fahamarinana'ny fomba fiainana sy fisainan'ny Ntaolo sy ireo razantsika mba ho lovan'ny taranaka mandimby : ary fanampiana lehibe ho anay aty andafindriaka hampitaina amin'ny taranaka amam-para. MISAOTRA BETSAKA.

Nom:R.Edouardin
E-mail:manohyredouyahoo.fr
Site web:-
Date:02/04/2010, 09 09 49 (UTC)
Message:mahafinaritra ny mamaky ireo ohabolana fa tokony mba asiana hainteny le sarotsarotra ireny koa
de mba asiana le ankamantatra sy ankifidy ireny koa e. Tsara koa zao raha misy raki-bolana kely sy le fanitsiana teny diso ireny
Mankasitraka indrindra e

Nom:andrianirinarisoa
E-mail:jog2010ymail.com
Site web:-
Date:02/04/2010, 05 05 26 (UTC)
Message:tena mbola mahafinaritra ny teny malagasy ka nefa betsaka ireo olona tsy mampiasa azy intsony

Nom:Ainasoa Michaël
E-mail:ainasoagmail.com
Site web:-
Date:30/03/2010, 11 11 43 (UTC)
Message:Mahafinaritra ny teny malagasy, ny ohabolana sy ny kabary, ary tena mahafinaritra ny mahita an'itony site itony,
mankasitraka anao é!!
mahereza

Nom:RAJAONARISAONA
E-mail:adnforyahoo.fr
Site web:-
Date:17/02/2010, 12 12 05 (UTC)
Message:marikoriko ahy ny mahita gasy tsy mety miteny gasy fa miseho hoe tsy mahay miteny nefa gasy ray gasy reny

Nom:zo Randimbiarison "ny fanasina"
E-mail:herizorandiyahoo.fr
Site web:-
Date:10/02/2010, 07 07 58 (UTC)
Message:sambatra hono ny fohy raha fohy ny fandriana fa miforitra ny lava,sambatra ny lava raha lalina ny rano fa difotra ny fohy,fa raha mahita izao ezaka lehibe vitan'ny gasy izao kosa dia tsy haiko ny tsy hankasitraka anareo namolavola izao tranonkala izao, mirary soa hatrany ary manentana ny mpankafy ny vita gasy hianoka tanteraka!Hafatra kely, manatona ny FIMPIMA raha te hahay hikabary.

Nom:manantenasoa sedraniaina fitahiana
E-mail:sedraniainayahoo.com
Site web:-
Date:05/02/2010, 06 06 52 (UTC)
Message:Ny faniriako dia mba hahay kabary nefa aho tsy mahita fomba hianarana azy.

Nom:ANDRY Nirina 
E-mail:andryniryahoo.fr
Site web:http://www.thierotsy.fr.gd/BOKY-VOLAMENA.htm
Date:04/02/2010, 14 02 34 (UTC)
Message:"tsy mety hono ny manao toy ny rafotsibe manadra-tsira: sady tsy miteny ny tsirony no tsy milaza ny tsatsony". tena tsara ny zavatra toy izao ary Misaotra indrindra t@ fiezahanareo hampanara-penitra ny kanto malagasy @ alalan'ny site web toy intony! mankasitra indrindra fa manampy be ahy @ fianarako miteny eo @ fiaraha-monina ianareo! mirary fahombiazana hatrany!

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 376954 visiteurs (999584 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement