|
|
|
© Thierry Sylvain
034 70 647 44 - 033 50 537 03
Ivato Aeroport
"Mikabary sy manentana amin'ny raharaham-panambadiana na lanonana isan-karazany..."
|
|
|
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.
Nom: | andrianirinarisoa john of gog | E-mail: | jog2010live.fr | Site web: | - | Date: | 02/02/2010, 14 02 34 (UTC) | Message: | faly aho satry fa mbola misy ihany ny kabary
ny iriko anefa dia ny mba ampalaza ny kabary |
Nom: | RAZAFINDRAKOTO Herimalala Tojonirina | E-mail: | virgogitanehotmail.fr | Site web: | - | Date: | 22/01/2010, 09 09 02 (UTC) | Message: | faly aho fa mbola maro isika no tsy manary ny tenin-drazana |
Nom: | Rakotoarivony Richard Nandrandraina | E-mail: | rakotoarivonyrichardyahoo.fr | Site web: | - | Date: | 26/05/2009, 12 12 07 (UTC) | Message: | mitady fampaherezana : |
Nom: | Pierrot Grégoire | E-mail: | kotoniainayahoo.fr | Site web: | - | Date: | 13/05/2009, 08 08 32 (UTC) | Message: | Ankoatra ny faniriana hianatra ny kabary dia tiako ihany koa hanomezana lanaj eto ny amin'ny Don-tany sy kapo-tandroka satria ireny no anisan'ny zavatra tsy mba hay e! |
Nom: | Zefania | E-mail: | ramahefyyahoo.fr | Site web: | - | Date: | 06/04/2009, 14 02 45 (UTC) | Message: | ankoatra ny kabary dia ny hainteny no iriko asiana pejy manokana
de mazotoa daholo
mahafinaritra be le site |
Nom: | razanajatovo | E-mail: | eraz1968moov.mg | Site web: | - | Date: | 27/02/2009, 15 03 12 (UTC) | Message: | Ny Teny Malagasy no anisan'ny harena lehibe indrindra ho antsika sy ny taranaka koa tokony ho tandrovana toy ny anakandriamaso ny fomba fampitàna azy amin'ny ankizy sy ny taranaka rehetra amin'ny endriny nandovàna azy tamin'ireo Ntaolo satria mirakitra ny kolontsaina tena iavahantsika amin'ny vahiny |
Nom: | dola | Site web: | - | Date: | 18/02/2009, 11 11 05 (UTC) | Message: | miarahaba atsika rehetra. mahafaly ahy indrindra ny fankatoavana sy fandalinana ny teny malagasy. |
Nom: | vonjy | E-mail: | RJFAMONJENAYAHOO.fr | Site web: | - | Date: | 07/10/2008, 13 01 24 (UTC) | Message: | tiako ianao nefa ? |
Nom: | Mahery | Site web: | - | Date: | 07/10/2008, 09 09 03 (UTC) | Message: | mahafinaritra ilay manandratra ny teny Malagasy. betsaka mantsy ny manao tsinotsinona azy io amin'izao andro izao kanefa isan'ny maha-isika antsika ny teny. dia mankasitraka e! |
Nom: | Joro Famonjena | E-mail: | rjfamonjenayahoo.fr | Site web: | - | Date: | 30/09/2008, 13 01 59 (UTC) | Message: | Tena mahafinaritra lay izy koa mapirisika anareo hatrany mba ho lasa lavitra kokoa ary mirary anreo hazoto hatrany hatrany . Mankasitraka e! |
|
|
|
|
|
|
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"! |
|
Avy amin'i Wikipedia :
Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana. |
|
Mba tsy ho sahirana ianao
dia azonao atao ny mitady
tranonkala hafa eto, na
mitady ny misy izay ohabolana
ilainao ato (google no
ampiasain'ity)
|
|
|
|
|
|
|
|