|
|
|
© Thierry Sylvain
034 70 647 44 - 033 50 537 03
Ivato Aeroport
"Mikabary sy manentana amin'ny raharaham-panambadiana na lanonana isan-karazany..."
|
|
|
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.
Nom: | - | Site web: | - | Date: | 01/05/2023, 06 06 02 (UTC) | Message: | ny anjara |
Nom: | SOLOFOSON Clémént | E-mail: | solofosonclementgmail.com | Site web: | - | Date: | 25/10/2022, 09 09 48 (UTC) | Message: | mankasitra ho an'ny mpamorona ny ity tranokala ity. |
Nom: | rondro | E-mail: | dcrondrogmail.com | Site web: | - | Date: | 04/05/2022, 17 05 23 (UTC) | Message: | mba te hanana boky misy don-tny sy kapo-tandroka |
Nom: | ANDRIAMAMPIANINA Meva | E-mail: | meva.andriamampianinajirama.mg | Site web: | - | Date: | 10/03/2022, 07 07 19 (UTC) | Message: | miarahaba tompoko,
feno fifalina tanteraka izahay raha mijery ity tranokala ity . Maro ny zava-tsoa azo tovoizina, ary hafahana mampandroso sy manatsara hatrany ny fomba fiainana,
Andriamanitra manakarempahasohavana anie homba anareo, hampahery anareo aminy fifampizarana mahasoa ataonareo toy izao. |
Nom: | Hery | E-mail: | Nherygmail.com | Site web: | - | Date: | 27/04/2021, 15 03 11 (UTC) | Message: | Slt mba mila ohabolana momba ny hendry azafady fa zah tena tsy mahita
|
Nom: | Lala hénelène | E-mail: | lala.raharisoa123gmail.com | Site web: | - | Date: | 20/09/2020, 14 02 55 (UTC) | Message: | Mankasitraka indrindra Tompoko |
Nom: | - | Site web: | - | Date: | 07/07/2020, 18 06 08 (UTC) | Message: | |
Nom: | RAHARIMAMINJATOVOSOA | E-mail: | RAHARIMAMINJATOVOSOAgmail.com | Site web: | - | Date: | 11/12/2019, 03 03 44 (UTC) | Message: | Ahona kay azafady ny fitenim-paritra mitovy amin'ny "izay marary andrianina "? Mety daolo ze fitenim paritra mahalaza azy. |
Nom: | Haja | E-mail: | hjaofetrayahoo.fr | Site web: | - | Date: | 28/10/2019, 10 10 21 (UTC) | Message: | Ilaina ny mianatra ny Teny malagasy izay mifono fahendrena. |
|
|
|
|
|
|
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"! |
|
Avy amin'i Wikipedia :
Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana. |
|
Mba tsy ho sahirana ianao
dia azonao atao ny mitady
tranonkala hafa eto, na
mitady ny misy izay ohabolana
ilainao ato (google no
ampiasain'ity)
|
|
|
|
|
|
|
|