FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1  2  3  4  5  6  7  8 ... 17Continuer -> 
Nom:Randriamampianina A Ny Ako
E-mail:mampyainagmail.com
Site web:-
Date:08/05/2014, 18 06 03 (UTC)
Message:hafa ihany ny gasy ary tena tsara fa de misatra ny mpamaky boky malagasy

Nom:ANDRIAMBELONIAINA
E-mail:jajapotloogmail.com
Site web:-
Date:05/05/2014, 12 12 15 (UTC)
Message:tiako ary andrianiko ny teny Malagasiko

Nom:KOKOLY
E-mail:kolyherygmail.com
Site web:-
Date:03/05/2014, 18 06 51 (UTC)
Message:tena tsara sady ilaina, tohizo fa tena tsara eh.

Nom:Andrianilala Roja Tiana
E-mail:andrianilalarojatianaharijaonayahoo.fr
Site web:-
Date:01/05/2014, 14 02 08 (UTC)
Message:Miarahaba tompoko,
Tena ilaina mihitsy ny fizarana sahalan'izao satria harenantsika Malagasy ireny.
Fa raha ny hanitry ny soatoavina malagasy no raraka an-tany, dia izay mahatsiaro tena ho Malagasy no manandratra azy

Nom:Heri
E-mail:heriniainatzagmail.com
Site web:-
Date:17/04/2014, 05 05 45 (UTC)
Message:Mahafinaritra fa ezaho hajaina hatrany ny tsipelin-teny fa anisan'ny maha teny malagasy ny teny malagasy koa izany e. Ary mba tsy ho very izany ho an'ny taranaka ka ny diso indray no voarain'izy ireo. Dia mazotoa hatrany.

Nom:fanoux
Site web:-
Date:11/04/2014, 04 04 56 (UTC)
Message: tsar n manandratr n ma malagasy antsik eeeeeee ;

Nom:tsimiranja
E-mail:esyhtsimgmail.com
Site web:-
Date:28/02/2014, 13 01 32 (UTC)
Message:misaotra betsaka fa tena mahafinaritra ny mitsidika ity tranokala ity,ahitana zavatra maro.tonga dia malagasy !!!!

Nom:Sylvie
Site web:-
Date:26/01/2014, 18 06 09 (UTC)
Message:tsara b ny tenindrazantsika e! ka ankafizo

Nom:Radoniaina
E-mail:raradorajaonariveloyahoo.fr
Site web:-
Date:08/01/2014, 10 10 34 (UTC)
Message:Asandrato ny teny malagasy. Misehoa ho tompony ianao.

Nom:Haja
E-mail:hajarabarinjakayahoo.fr
Site web:-
Date:26/12/2013, 10 10 04 (UTC)
Message:Tsara fa tohizo e! Misimisia n tranonkala toy izao.

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 376671 visiteurs (999178 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement