|
|
|
© Thierry Sylvain
034 70 647 44 - 033 50 537 03
Ivato Aeroport
"Mikabary sy manentana amin'ny raharaham-panambadiana na lanonana isan-karazany..."
|
|
|
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.
Nom: | - | Site web: | - | Date: | 11/12/2013, 16 04 51 (UTC) | Message: | eny mahafinaritra ilay izy fa mbola tsy ampy ny ohabolana tompoko ka mangataka izahay ny anampiana azy raha toaka ka mety. Misaotra tompoko.mpianatra. |
Nom: | roukiyat | E-mail: | roukiyatissagmail.com | Site web: | - | Date: | 07/12/2013, 11 11 00 (UTC) | Message: | tsara fa tohizo |
Nom: | johan | E-mail: | rakotozafytianiainajohangmail.com | Site web: | - | Date: | 02/11/2013, 15 03 27 (UTC) | Message: | Tena faniriko zao ny miditra mpikambana ao amin'ny akademia malagasy |
Nom: | aina | Site web: | - | Date: | 19/10/2013, 09 09 02 (UTC) | Message: | tena zay ni mahagasy ny gasy |
Nom: | Haingo Ramamonjy | E-mail: | ramamonjy.comadisyahoo.fr | Site web: | - | Date: | 10/10/2013, 11 11 12 (UTC) | Message: | Tsara ny teny Malagasy,tsotra filaza fa ny hevitra koboniny tsy misy teny dika vahiny tena mahalaza ny heviny. Ohatra hoe "sombinaina". |
Utilisateur: | faneva Déconnecté | Date: | 22/07/2013, 09 09 25 (UTC) | Message: | tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.ny teniko de tsy sanatria hanao tahaka ilay bevohoka ratsin-kena na hanao tahaka ilay fangaraka mandevin-dReny;fa ny tiko hambara de misaotra ny tranokala nandray ny hiriko de ny hifampitafa sy hikambana ao @nareo ra mety za tsy pianatra kabary a!fa solaloha miondam-pandisa ny tena na de zandry ihany aza misaotra tompoko!
|
Nom: | Angelo | E-mail: | g.angelo84yahoo.in | Site web: | - | Date: | 11/07/2013, 05 05 53 (UTC) | Message: | tsara ny fomba malagasy,io fomba sy fiteny io no mampiavaka antsika mpiray tanindrazana!Ny ohabolana dia fitaovana entina miaina araky ny fahendrena eo amin'ny fiainana |
Nom: | Ony | E-mail: | onykantogmail.com | Site web: | - | Date: | 19/06/2013, 08 08 20 (UTC) | Message: | gasy ka manja! tsara ny teny malagasy. tsy nosoratana fotsiny amin'izao ireo ohabolana ireo fa matoa voasoratra dia misy lesona ary marina avokoa. zarao fa izany no foto-pisainana mendrika ho antsika. |
Nom: | anja | E-mail: | rasamiarivonyanjaniainayahoo.fr | Site web: | - | Date: | 13/06/2013, 17 05 40 (UTC) | Message: | hajao ny tenin-drazantsika re olona fa io no lova tsara indrindra napetrakin'ntaolo |
Nom: | Mahery | E-mail: | james_cr775yahoo.fr | Site web: | - | Date: | 19/05/2013, 18 06 27 (UTC) | Message: | raha ny teny aman-kolotsaina hono no kobonina,ampiasao sao very hasina. Mahafaly ny tena ny fisian'ity tranonkala ity Ny teny toy ny atody, hono, ka raha fohy manan'elatra; fa ny soratra kosa mitoetra, hitoetra ho an'ny taranaka |
|
|
|
|
|
|
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"! |
|
Avy amin'i Wikipedia :
Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana. |
|
Mba tsy ho sahirana ianao
dia azonao atao ny mitady
tranonkala hafa eto, na
mitady ny misy izay ohabolana
ilainao ato (google no
ampiasain'ity)
|
|
|
|
|
|
|
|