FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  TOROLALANA
Ireto avy no ho hitanao ato.

FANDRAISANA
Pejy voalohany mandray anao raha vantany vao tafiditra ato anaty tranonkala ianao
 
Ireo Ohabolana rehetra mahakasika ny fitiavana, tafiditra ao anatin’io ny ankolafim-pitiavana rehetra
 
Ireo Ohabolana rehetra mahakasika ny fiainana an-davanandro
 
Ireo Ohabolana rehetra mahakasika ny fiainan’ny mpivady sy ny mpifankatia
 
 Ireo Ohabolana rehetra mahakasika ny teny sy ny resaka

ANKIZY, TANORA
Ireo ohabolana rehetra mifono anatra ho an'ny ankizy sy ny tanora ary ny zokiolona 

AFO
Ireo ohabolana rehetra mahakasika ny resaka afo

ADY
Ireo ohabolana rehetra miresaka manodidina ny ady na eo amin'ny mpinamana izany na eo amin'ny fiaraha-monina amin'ny ankapobeny

AINA
Ireo Ohabolana rehetra manambara ny hasarobidin'ny aina

SAMIHAFA
ireo ohabolana maro isan-karazany mahafaoka ny lafim-piainana amin'ny ankapobeny

OHABOLANA (Baiboly)
Mirakitra indrindra ny fahendren'i Solomona Mpanjaka voasoratra ao amin'ny Baiboly Malagasy (dikan-teny Protestanta)
Hanoratra na handefa hafatra ho an’ny mpikarakara ny tranonkala
 
Fanolorana ny ventsoventsom-po sy ny hetaheta mikasika ity tranonkala ity, ny kabary ary ny Teny malagasy.
 
Fanolorana sy fifanakalozana hevitra. Fanolorana ihany koa Ohabolana ho an’ireo mangetaheta te hampiditra Ohabolana ato anaty tranonkala na te hampiditra soso-kevitra ho fanatsarana ity tranonkala ity.
 
Fanehoana ny fahitana ny tranonkala amin’ny ankapobeny. Amporisihana isika haneho hevitra ato sy ao amin’ny tosa-kevitra satria avy amin’ireo no ahitanay mpikarakara ny tena hevitrareo mpitsidika.
 
Rohy mandalo, ahitana tantara marina mampieritreritra…



 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 376688 visiteurs (999203 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement