FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  OHABOLANA (Malagasy)
Mirakitra ireo Ohabolana rehetra ilaina amin'ny fiainana andavan'andro, indrindra amin'ny kabary.

Fidio eto ambany izay ilainao :

OHABOLANA MOMBA NY FITIAVANA

OHABOLANA MOMBA NY FIAINANA

OHABOLANA MOMBA NY FANAMBADIANA

OHABOLANA MOMBA NY TENY

OHABOLANA MOMBA NY ANKIZY SY NY TANORA

OHABOLANA MOMBA NY AFO 

OHABOLANA MOMBA NY ADY 

OHABOLANA MOMBA NY AINA 

OHABOLANA SAMIHAFA

na azonao raisina avy hatrany eo amin'ny Sisiny


 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 375685 visiteurs (997784 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement