FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1  2  3  4  5  6  7  8 ... 17Continuer -> 
Nom:Jean de la
E-mail:mahafetsyjeandelagmail.com
Site web:-
Date:09/04/2016, 05 05 20 (UTC)
Message:Izahay avy aty amin'ny faritra ve afaka manome ohabolana amin'ny fitenim-paritra ato amin'ity tranonkala ity?

Nom:Andry DOLPH
Site web:-
Date:23/11/2015, 11 11 59 (UTC)
Message:Tena ilaina ny tranonkala sahala amin'izao mba ampitomboina ny fahalalana ny teny Malagasy indrindra entina ampitomboina ny fahalalana

Nom:lari tinah
E-mail:lari.tinah.ltgmail.com
Site web:-
Date:24/10/2015, 07 07 58 (UTC)
Message:Slt!!! Mba mangataka ohabolana momba ny anjara, lahatra, vintana sy tendry

Nom:toky
E-mail:tokyandrianirina00gmail.com
Site web:-
Date:06/07/2015, 11 11 19 (UTC)
Message:mafinatritra e

Nom:Algino
E-mail:alginorinagmail.com
Site web:-
Date:08/04/2015, 08 08 55 (UTC)
Message:Miarahaba ô! mba omeo ohabolana aokatra reo e! alefaso ato rafa mety azafady alginorina@gmail.com

Nom:V. Franz Rodelys
E-mail:starvfryahoo.fr
Site web:-
Date:30/03/2015, 07 07 01 (UTC)
Message:tsara ny teny sy ny ohabolana ato fa mba saika mba hangataka hainteny sy oha-pitenenana raha mety.MISAOTRA

Nom:AHAMADI ALLAOUI HOUSSENI
E-mail:allaoui.78live.fr
Site web:-
Date:09/03/2015, 07 07 44 (UTC)
Message:SLT mba mila ohabolana mikasika ny tody , ny tsiny , tendry , anjara lahatra , vintana

Nom:-
Site web:-
Date:08/01/2015, 04 04 43 (UTC)
Message:mahafinaritra

Nom:Guimber Jean
E-mail:jeanguimberwanadoo.fr
Site web:-
Date:02/09/2014, 17 05 20 (UTC)
Message:Je me souviens des temps , heureux, mais tres
anciens et de mes cours de malgache avec Mr Rambelosoa, au bahut ....
Veloma dahola ê ! ! !

Nom:RASOLOFOMANANA Roméo
E-mail:laromy408gmail.com
Site web:-
Date:29/07/2014, 08 08 33 (UTC)
Message:tena tsara ny toy iazao

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 376711 visiteurs (999231 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement