FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1  2  3  4  5  6  7  8 ... 17Continuer -> 
Nom:JJ
Site web:-
Date:15/05/2013, 12 12 21 (UTC)
Message:Mafinaritra daholo @ankapobeny fa maniry kosa ho an'ny ohabolana mba atao miloko ny "palette" tsindrina mba tsy hahavery satria ny ankizy koa mba liana mijery
Isaorana anareo mpikarakara ary maniry anareo hahatontosa tsara lavitra hatrany.

Nom:Elrinah
E-mail:hrinah2gmail.com
Site web:-
Date:11/04/2013, 05 05 04 (UTC)
Message:tena tsara ny mianatra kabary

Nom:Rina
E-mail:herymamsyahoo.fr
Site web:-
Date:08/03/2013, 09 09 11 (UTC)
Message:Tsara tokoa ary tena mahasoa!mirary ny hitohizany hatrany!!

Nom:mamitiana
E-mail:mrandrianavaoyahoo.com
Site web:-
Date:21/02/2013, 14 02 23 (UTC)
Message:faites
le

Nom:Rnaivosoa A. Désiré
E-mail:ndriamiadanagmail.com
Site web:-
Date:10/02/2013, 19 07 24 (UTC)
Message:Tena mankasitraka sy mankahery ny ezaka vita.
Inrokely : ny fahitsian'ny fomba fanoratra no tokony jiezahana kokoa, satria maro ny olona mijery ity ohabolana malagasy ity.
Azo atao ny miara-miasa mikasika izay.

Nom:Ranirison
E-mail:rricogatienyahoo.com
Site web:-
Date:07/02/2013, 06 06 34 (UTC)
Message:Tsara ary tohizo

Nom:TOVONDRAINY Yvon Owladys 
E-mail:ytovondrainyymail.com
Site web:http://ytovondrainy.e-monsite.com
Date:31/01/2013, 13 01 23 (UTC)
Message:Mahafinaritsa be fa hay tena mbola maro ny Malagasy ankafy sy tia ary manindrahindra ny maha malagasy tahaka anareo. Tohizo hatrany namana fa tsara ka! toraka voninkazo ho anareo ireny; Mahereza amin`izay atao namana.Andriamanitra hanampy

Nom:lorisia
E-mail:lorisvictoriayahoo.fr
Site web:-
Date:29/01/2013, 17 05 08 (UTC)
Message:mangataka ohabolana momban'ny fanahy sy ny fandrosoana nefa tsy mahafapo ny valiny fa toa hafa no miseho!misaotra!

Nom:RAKOTONZRIVO ANDRIAMISA TOJONIRINA
E-mail:tojonirina27gmail.com
Site web:-
Date:22/01/2013, 06 06 11 (UTC)
Message:tsara ny teny malagasy re olona o

Nom:Tod's 
E-mail:chf911020gmail.com
Site web:http://www.styleshoemall.com/categories/Tod%27s/
Date:18/12/2012, 06 06 03 (UTC)
Message:It’s not surprising, for the double connected with Parisian trendy possesses rather this knack intended for developing just about every season’s “it” piece (view: that year’s Willow sand iron shoes and plenty of rewtryreyuy

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 376678 visiteurs (999189 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement