FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1 ...  9  10  11 12  13  14  15  16 17Continuer -> 
Nom:Randrianaivo Patrick
E-mail:patrick.randriangmail.com
Site web:-
Date:26/12/2011, 07 07 33 (UTC)
Message:Tsara raha hitarina @ haiteny fanao @ toe-javatra samihafa toy ny fiarahabana sy firarian-tsoa @ asaramanitra (taom-baovao),ny tonon-taona, ny lanonana, sns.

Nom:Eric ANDRETSEHENO 
E-mail:mpandaloyahoo.fr
Site web:http://arc-enfant.org/fr-index.php
Date:27/10/2011, 10 10 58 (UTC)
Message:Mankato tanteraka, misaotra tompoko

Nom:RAKOTOMAMONJY Redtcheff Nosy Mac ANdrew
E-mail:redtcheffyahoo.fr
Site web:-
Date:23/10/2011, 04 04 32 (UTC)
Message:Isaorana indrindra fa mahafinaritra ny mamaky ireo ohabolan'ny taolo.

Nom:Faly
E-mail:botaclayahoo.fr
Site web:-
Date:18/10/2011, 14 02 07 (UTC)
Message:Tiako ny Teniko , Hajaiko ary Maha saro-piaro Ahy

Nom:RAKOTOMIHAMINA Fanitra Ny Aina Nandrianina
E-mail:ankihomioitragmail.com
Site web:-
Date:21/09/2011, 19 07 54 (UTC)
Message:tena tsara fa tohizo ry ise le izy a, ary tena manampy betsaka ny efa fantatra. afaka mahazo ny ifandraisana aminy fimpima ve azafady. misaotra betsaka!

Nom:Faniriarimanitra
E-mail:faniriarimanitranororyahoo.fr
Site web:-
Date:20/09/2011, 13 01 17 (UTC)
Message:Mahafinaritra be ilay site fa ohabolana momba ny fanahy no notadiaviko dia tsy azoko ilay izy. mba mila fanampina kely re e! ialana tsiny indrindr @ tsy fahatanterahana rehetra!Misaotra o!

Nom:Constant
E-mail:mjmbolatinayahoo.fr
Site web:-
Date:31/08/2011, 16 04 02 (UTC)
Message:za mba te hianatra kabary tena tiko le izy kanefa za tsy d manana fotoana be tsaka ra tsy alahady dia mitady olona hampianatra alahady na isan'andro isakin'ny maraina 8 ora hatramin'ny 10 antsoy ny tel 034 64 393 68 / 033 76 408 38

Nom:talenta
E-mail:mbolatalentagmail.com
Site web:-
Date:24/08/2011, 11 11 15 (UTC)
Message:mafinaritra ny teny malagasy sy ny asa soratra malagasy,mankafy tanteraka ny tenanay

Nom:RAOELISON SOLOFONIRINA
E-mail:sraoelisongmail.com
Site web:-
Date:27/05/2011, 12 12 39 (UTC)
Message:Tsara ny toy izao mba tsy ahavery ny kantontsika
Mahereza Andriamanitra anome hery antsika rehetra

Nom:Lufthan 
E-mail:infolufthan.tk
Site web:http://www.google.com
Date:27/03/2011, 19 07 27 (UTC)
Message:Manahoana!
Tsara tokoa ilay tranon-kala. Aminy maha sehatra iray manandratra ny teny malagasy anefa dia tokony ho tandremana tsara izany teny izany. Tsy hoe manakihana be fahatany aho raha milaza izany fa maromaro ihany ireo diso tsipelina (enga anie ka ho diso fandika - frappe - fotsiny ihany).
Raha tsy izany dia mahereza hatrany dia tohizo ny fanatsarana.
Misaotra

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 377413 visiteurs (1000175 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement