FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1 ...  10  11  12  13 14  15  16  17 Continuer -> 
Nom:Radanielson andry N
E-mail:aradanielsonyahoo.fr
Site web:-
Date:13/08/2010, 06 06 42 (UTC)
Message:everiko fa tokony ho sarompiaro amin'ny teniny isika malagasy ary tokony ho amparitaka mba ho an'ny rehetra ary tokony ho voafehin'ny malagasy ny teniny

Nom:Randriamanana Vololoniaina
E-mail:parf_vllyahoo.fr
Site web:-
Date:22/07/2010, 12 12 33 (UTC)
Message:Mahafinaritra ny tahaka itony sady ahitana sy ahaizana ny soratra masina lalindalina kokoa

Nom:NOURS
E-mail:nrakotondrahajayahoo.fr
Site web:-
Date:08/07/2010, 07 07 22 (UTC)
Message:Mahafinaritra ny toy izao: tokona hiezaka hatrany ny hamehy ny fitenintsika isika

Nom:Rakarandoha 
E-mail:rakarandohagmail.com
Site web:http://rakarandoha.com
Date:25/06/2010, 13 01 56 (UTC)
Message:Le click droit misy message hoe "tsy eto izany..." nefa toa afaka manao copie ihany. firefox le navigateur!!!!!

Nom:Andrianirinarisoa jean de dieu
E-mail:ajohnofgodyahoo.com
Site web:-
Date:02/06/2010, 08 08 01 (UTC)
Message:milay fa tohizo

Nom:TOKY
E-mail:hermatotohyahoo.fr
Site web:-
Date:14/05/2010, 10 10 27 (UTC)
Message:Efa mizaka isika @ fanandratana ny Maha-Malagasy saingy mbola maro ny tokony arenina, efa Mpikambana @ FIMPIMA aty à Toamasina.

Nom:MAHAMBINA
E-mail:andrianarimananamahambinayahoo.fr
Site web:-
Date:12/05/2010, 14 02 32 (UTC)
Message:Heveriko fa tokony ho saro-piaro amin'ny fanajana ny teniny ny Malagasy tsirairay manomboka amin'ireo manam-pahefana isan'ambaratongany izany satria izy ireo no fakan-tahaka, ka hatramin'ny vahoaka tsy mandady harona.Malahelo aho Malagasy mampifangaro ny fiteny Malagasy amin'ny fiteny vahiny.Ny fampianarana kabary no haveriko fa fitaovana iray lehibe fampahatsiahivana ny lanjan'ny Fiteny Malagasy. Eo andalam-pianarana Kabary izaho ankehitriny satria izany no anisan'ny hanandratako ny maha-malagasy ahy.Mampirisika mandrakariva aho ny hampiroboroboana ny fampianarana ny hanitra nentindrazana malagasy amin'ny fomba maro samihafa. Misaotra!

Nom:Akkadian 
E-mail:rn.enintsoahotmail.fr
Site web:http://windowslive.com
Date:10/05/2010, 13 01 31 (UTC)
Message:Isaorana dbd ny nanan-kevtr fa ts mande lavtr intsony ary tsy lany ftôna mamadika boky efa tonta, d mamporisik hatran ny @ fanomezana fhafaham-po ny maro indrindra fa ny MALAGASY!!
"Andrianiko ny teniko fa ny hafa koa feheziko".
Misaotr tompok d mankasitraka bdb!!!

Nom:MINO
E-mail:niryminoyahoo
Site web:-
Date:25/04/2010, 13 01 35 (UTC)
Message:te hianatra kabary @ INTERNET aho. dia inona no ataoko. misaotra tompoko

Nom:RATOVOARIVOLOLONA Miranarisoa Danie
E-mail:rmdthayahoo.fr
Site web:-
Date:20/04/2010, 11 11 43 (UTC)
Message:Efa nianatra kabary aho ary efa mpikambana ao amin'ny FIMPIMA ny tena mahafinaritra ahy dia ny fandalana ny soatoavina malagasy @ alalan'ny kabary, ny fivelarana @ sehatra rehetra ary ny fanomezan-danja ny maha- Malagasy iavahana @ ny any ivelanay;FIMPIMA Toamasina no misy ahy, dia manao coucou @ mpikabary rehetra manerana ny Nosy; (MIRANA)

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 377416 visiteurs (1000179 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement