FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1 ...  10  11  12  13  14  15  16 17 

Continuer->

Nom:-
Site web:-
Date:22/08/2008, 13 01 42 (UTC)
Message:mafinaritra e !!!
sady hatsikana no ohabolana

Nom:ANDRINILANA Mampionona Olivier
E-mail:andry.onlineyahoo.fr
Site web:-
Date:30/07/2008, 16 04 28 (UTC)
Message:voninahitra anie ho an'Andriamanitra.

Nom:Lalasoa 
E-mail:lalasoapoetic.com
Site web:http://www.everyoneweb.fr/lalasoa
Date:04/07/2008, 20 08 34 (UTC)
Message:Tena harena ny ohabolana sy hainteny ary mendrika raketina toa izao.
Ny tiako indrindra tato dia ilay hoe "Mpisakaiza toa mpiombon-dray, mpifankatia toa mpiombon-dreny".

Nom:Ana
E-mail:scecomptayahoo.fr
Site web:-
Date:01/04/2008, 06 06 16 (UTC)
Message:Mankasitraka sy mankatelina ho anao tompon'andraikitra izay manandratra avo hatrany ny maha Malagasy. Ary dia mirary raha mirary ny hitohizan'izao dingana goavana izao ho amin'ny avo lenta hatrany ka mba tsy ho ambany raha mitaha amin'ny hafa anie ny maha malagasy antsika. Msaotra e

Nom:Toerano
E-mail:andriatoeragmail.com
Site web:-
Date:24/03/2008, 07 07 36 (UTC)
Message: Zavadehibe ny fikasana misongadina ny zavabita, mbola maro ny dingana leha. Alao miadana ary ho ela velona ny Ohabolana Malagasy aorinao. Faly tokoa mahita izao

Nom:Feno 
E-mail:ankizigasyyahoo.fr
Site web:http://www.ankizy.fr.gd
Date:20/03/2008, 15 03 30 (UTC)
Message:Lova sarobidy navela ho antsika ny ohabolana. Mankasitraka ity tranokala ity nanao izao ezaka izao, hamelomaso izany ho an'ny taranaka fara mandimby. Ka raha mbola misy koa Malagasy dia ho reheharehany ny kolontsainy. Zava-dehibe ny toy izao ka isaorana anareo mpiandraikitra.

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 377137 visiteurs (999824 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement