FIFANDRAISANA MIVANTANA AMIKO : Facebook : Thierry Sylvain RAZAFIMANDIMBY (Thierotsy)
   
 
  BOKY VOLAMENA
Azonao soratana eto ny ventsoventsom-ponao sy ny hetahetanao mikasika ny tranonkala sy ny Teny malagasy.

Ton Nom:
Ton adresse e-mail:
Ton site web:
Ton message:

<- En arrière  1 ...  10  11  12 13  14  15  16  17 Continuer -> 
Nom:sitraka
E-mail:harofenositrakayahoo.fr
Site web:-
Date:11/03/2011, 16 04 02 (UTC)
Message:mba andefaso ohabolana mikasika ny fifanajana azafady

Nom:Kama
E-mail:zana-banohotmail.com
Site web:-
Date:25/12/2010, 22 10 43 (UTC)
Message:Miarahaba tompoko, anisan'ireo tena mpandalina sy mitia ny teny Malagasy ny tenakao ary mbola manana olona ao anaty fianakaviana mahay mikabary, koa mba manontany raha toa ka tsy maha diso: "azo hatao ve ny mianatra kabary amin'ny alalan'ny tranon-kala satria moa ny tena aty ammpitan-dranomasina mila ravin'ahitra, misaotra indrindra tompoko

Nom:Mamiaritina
E-mail:luciamamiaritinarakotondrazakayahoo.fr
Site web:-
Date:14/12/2010, 05 05 08 (UTC)
Message:Mihamanomboka tsy mahay ny teny malagasy ny ankizy ka tokony hanamafy izany anyampianarana satria tsy ny tenin-drazana no tsy hay koa ny teny vahiny

Nom:Andrianarivelo Johnson
E-mail:johnson.andrianarivelosfr.fr
Site web:-
Date:12/12/2010, 08 08 58 (UTC)
Message:tsara ny manana ireonboky malagasy kanefa azo hafarana aiza ireo boky ireo ?

Nom:RAKOTONDRASOA Alain Patrick
E-mail:alain0123yahoo.fr
Site web:-
Date:15/11/2010, 04 04 16 (UTC)
Message:Zany ka Malagasy e!

Nom:RATOVOARIVOLOLONA Miranarisoa Danie
E-mail:rmdthayahoo.fr
Site web:-
Date:08/11/2010, 05 05 44 (UTC)
Message:Hafa ihany oah ny maha-MALAGASY, tsy ambaka ny hafa.
Efa mpikambana FIMPIMA toamasin a

Nom:RAKOTO Ranja
E-mail:rakoto.ranjayahoo.fr
Site web:-
Date:07/11/2010, 10 10 14 (UTC)
Message:Tena faly aho nahita ity tranokala ity
Hafa mihintsy ilay mahita ny teny Malagasy anaty site ohatra izao
Misaotra ilay nanokatra sy mpikirakira

Nom:RANOROMALALA
E-mail:haingotiana123yahoo.fr
Site web:-
Date:23/10/2010, 07 07 58 (UTC)
Message:Tena ilaina ny mamantatra ny maha malagasy
Misaotra ireo zay nanokatra ity tranok'ala ity

Nom:IALIHARIMANANA E.Sylvie
E-mail:iali_siliyahoo.fr
Site web:-
Date:07/10/2010, 04 04 46 (UTC)
Message:Tena mahafinaritra tokoa lay teny Malagasy indrindra fa ny kabary;
Maniry te ho mpikambana na hianatra kabary tompoko ô!!!!

Nom:Rakoto NH
E-mail:noharakoyahoo.fr
Site web:-
Date:17/09/2010, 12 12 16 (UTC)
Message:Andrihaniko ny teniko, ary hezahako fehezina ny an'ny hafa
Misaotra fa tena mahafinaritra tokoa. Ho tonga amin'ny ambony hatrany anie ny malagasy sy ny tenin-drazantsika.

 
Le propriétaire de cette page Web n'a pas activé l'extra "Liste top"!
Ny Ohabolana :
 
Avy amin'i Wikipedia :

Ny ohabolana dia fehezanteny mirakitra fahendrena fampiasa matetika. Fitambaran'ny teny hoe ohatra sy volana, izay midika hoe teny no nahazoana io teny io. Afaka ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro izy, fa tena fanaingoana kabary indrindra koa. Teo amin'ny Ntaolo Malagasy dia haren-tsaina miampita amin'ny alàlan'ny lovan-tsofina toy ny angano ny ohabolana.
Ohabolana ato na tranonkala hafa :
 
Mba tsy ho sahirana ianao dia azonao atao ny mitady tranonkala hafa eto, na mitady ny misy izay ohabolana ilainao ato
(google no ampiasain'ity)
 
 
Déjà 377429 visiteurs (1000197 hits) aujourd'hui
Powered by
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement